Mandeha tsara ito sources list ito amin'ny Ubuntu 16.4 taty amiko fa mba andramo aloa ra ts mety ny anao ao . voalohany sokafy ny terminale ra mbola en mode siple user enao de mi-basculeva miaraka amin'ny commande hoe:
ampidiro ny mot de passe root de avieo sokafy ny fichier sources.list any repertoire /etc/apt/ afaka mampiasa an'ireko editeur de text ireo ianao vi, vim, nano, gedit fafao dahony ny contenu ao anatiny dia soloy ny contenu an'ny fichier izay hitanao tao amin'ny https://github.com/tiandrazana/sources.list rehefa vita zay de hakatony ilay fichier ary farano amin'ny comande hoe:
de somary miandry kely mandrapahavitan'ny mise a jour ny packet. vita tompoko