-
ilay php dia ao amin'ny dossier front ao amin'ilay projet spring io
-
toa dia ao isika no mi integre anle php amzay tsy mifindrafindra dossier be
-
misy scrpit de deployement ao hoe deploye deployePhp.bat dia mila configurena le izy hoe aiza ho aiza ao htdocs na serveur apache nareo le front no alefa.Ohatra hoe:
set target_dir=C:\xampp\htdocs\www\gestion
-
Notena fa les contenu anle front no alefany ao amle gestion io zao no izany dia ity no lien any raha ilay exemple teo ambony ilay izy
http://localhost/www/gestion
-
Rehefa declarena constant ao front/inc/constant ny lien RequestMapping amin'ny controller manamora azy
-
misy fonction maka donnée ao inc/function amzay tsy be implementation be